Tolo-tanana ho an'ny poeta FENOTSIKY

Publié le 1 août 2023 à 08:10

 

Miady mafy amin'ny aretina homamiadana ny poeta Fenotsiky. Efa diso fantatsika loatra ny loza aterak'izany aretina izany. Manasa anao haneho fitiavana sy firaisankina ho fanampiana azy amin'ny alalan'ny ANTSA TONONKALO rahampitso 2 Aogositra 2023 tontolon'ny andro ary hanomboka amin'ny 10 ora, manoloana ny Tahala Rarihasina.

Poetawebs

Ajouter un commentaire

Commentaires

Il n'y a pas encore de commentaire.