Fenotsiky, namotsotra ny peniny!

Publié le 18 août 2023 à 12:05

Ankona sy manjonitra ny tontolon'ny haisoratra malagasy, nilaozan-dRafaramalala Saholinirina,

antsoina hoe Fenotsiky, omaly 17 Aogositra 2023.

 

Fenotsiky ! Poeta nandia ny lala-mikitoantoana teto anivon'ny tontolo.


Poeta niaritra ny hirifirin'ny tany.
Poeta niandrandra fandresena tanatin'ny heroka tena mafaitra.

 

Izahay eto amin'ny tranonkala Poetawebs dia miombona alahelo amin'ny ankohonana nilaozan'i Fenotsiky sy ireo akaiky azy rehetra.

Ajouter un commentaire

Commentaires

Il n'y a pas encore de commentaire.

Créez votre propre site internet avec Webador