Teatra poetika, nampangidihidy ny poeta Avelo Nidor

Publié le 20 mai 2023 à 19:12

Nampangidihidy ny mpankafy ny teatra pôetika notontosain'ny pôeta Avelo Nidor.


Niako tany amin'izy ireo ny fanahy niampita tamin'ny tsangan-tononkalo navohitran'ity pôetan'ny ankehitriny ity.

 

Nitatitra ny tsikariny nandritra izany seho nampihoraka ny maro izany ny Pôetawebs izay teo amin'ny sary ombam-peon'i StTsiadino.


Ajouter un commentaire

Commentaires

Il n'y a pas encore de commentaire.

Créez votre propre site internet avec Webador