Ajouter un commentaire

Commentaires

RAZANAMINO Francine
il y a 2 mois

Salama tompoko! Mba tehahazo ny mombamimba am' poeta Joséphine RANIRINA azafady indrindra. Sao mbamisy afaka hanampy ahy. Hanao mémoire momba ny "Ombi-tsarety sy ny Olona za io. Misaotra mialoha

Felana Radoniaina
il y a 7 mois

Mazotoa manandratra ny literatiora ianareo poetawebs. Tsara loatra

Havozo Manitra
il y a 8 mois

Misaotra indrindra ny Poetawebs amin'ny fanomezan-danja ny Poeta sy ny tononkalo malagasy.

ny hasina ratsimbazafy
il y a 8 mois

mankasitraka Pôetawebs

Felana Radoniaina
il y a 8 mois

Mandrosoa hasina hatrany ny poetawebs!

Toetra Ràja
il y a un an

Miarahaba Zo. Nanambara taminay ny zanak'i Reine David momba io boky "Voa sy felana ambohimikoraka" io fa tsy hita eny amin'ny mpivaro-boky intsony. Eo am-piandrasana ny valin-teniny izahay raha hisy fanontana vaovao.

Zo
il y a un an

Faly miarahaba anareo ato amin'ny Poeta webs. Voalohany indrindra, mankasitraka indrindra amin'ny ezaka ataonareo. Manaraka izay, efa fotoana elaela ihany no nitadiavako ilay boky nosoratan'i Reine David Andriamiharisoa "Voa sy felana ambohimikoraka" fa tena mbola tsy nahita hatreto. Ianareo tompoko sao mahafantatra toerana ahafahako manjifa io boky io na tsy vaovao aza. Mankasitraka mialoha ! Zo

Faniry Ezeckiel
il y a un an

Mahaliana tanteraka.

Évaluation: 5 étoiles
7 votes